-
Ohabolana 30:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ny lalan’ny voromahery manidina eny amin’ny lanitra,
Ny lalan’ny bibilava mandady eny ambony vatolampy,
Ny lalan’ny sambo mandeha eny afovoan-dranomasina,
Ary ny ataon’ny lehilahy rehefa miaraka amin’ny tovovavy.
-