-
1 Mpanjaka 9:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Nisy 550 lahy ny mpiadidy an’ireo lehibem-paritra, izay niandraikitra ny asan’i Solomona. Mpanara-maso an’ireo olona nanao an’ilay asa izy ireo.+
-