FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Vato lafo vidy+ no nanaovana an’ireo rehetra ireo. Voapaika araka ny refy nilaina ireo vato, sady notsofana tamin’ny tsofam-bato na ny anatiny na ny ivelany. Vato toy izany no nampiasaina, nanomboka teo amin’ny fototra ka hatreny amin’ny tampony. Toy izany koa ny tany ivelany, hatrany amin’ilay tokotany lehibe.+

  • 1 Tantara 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nasain’i Davida novorina ny vahiny+ tao amin’ny tanin’ny Israely ka notendreny ho mpipai-bato. Hikapa sy hanefy vato hanorenana ny tranon’ilay tena Andriamanitra izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara