FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 41:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nisy rihana roa nifanao ambony sy ambany ireo efitrefitra. Ary nisy efitrefitra 30 ny rihana tsirairay. Nasiana mihoatra kely daholo ny rindrin’ny tempoly, mba hanohana an’ireo efitrefitra, ka tsy nanatsofohana hazo* tao anaty rindrin’ny tempoly.+ 7 Nisy tohatohatra miolakolaka* teo amin’ny andaniny roa amin’ilay tempoly. Nihanalalaka izy io arakaraka ny niakarana tany amin’ny efitrefitra ambony.+ Rehefa niakatra ho any amin’ny farany ambony ny olona iray avy tany amin’ny farany ambany, ary nandalo tao amin’ny rihana voalohany, dia nihanalalaka ireo efitrefitra, isaky ny niakatra rihana izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara