-
1 Mpanjaka 1:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary nanao sorona+ ondry sy omby ary biby nohatavezina i Adonia, teo akaikin’ny vaton’i Zoheleta, tsy lavitra an’i En-rogela. Dia nasainy ny rahalahiny rehetra zanaky ny mpanjaka, sy ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda sady mpanompon’ny mpanjaka. 10 Tsy mba nasainy kosa i Natana mpaminany, Benaia, ireo miaramila matanjaka, ary Solomona rahalahiny.
-