1 Mpanjaka 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao seza fiandrianana+ lehibe koa ny mpanjaka. Vita tamin’ny ivoara izy io, ary nopetahany takela-bolamena voadio.+ Salamo 122:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary izao ny tongotray dia mijoroEo am-bavahadinao,* ry Jerosalema+ ô! Salamo 122:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa any no nametrahana ny sezan’ny mpitsara,+Dia ny seza fiandrianan’ny taranak’i Davida.+
18 Nanao seza fiandrianana+ lehibe koa ny mpanjaka. Vita tamin’ny ivoara izy io, ary nopetahany takela-bolamena voadio.+