-
Ezekiela 40:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 Dia nentiny tao amin’ny lala-mitafon’ilay tempoly aho.+ Ary norefesiny ny andry teo amin’ny fidirana mankao amin’ilay lala-mitafo, ka dimy hakiho ny andaniny ary dimy hakiho ny ankilany. Telo hakiho ny sakan’ny vavahady teo amin’ny andaniny, ary telo hakiho ny teo amin’ny ankilany.
-