Ezekiela 41:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanatrika an’ilay hazo palmie teo amin’ny andaniny ilay tarehin’olona, ary nanatrika an’ilay hazo palmie teo amin’ny ankilany kosa ilay tarehina liona.*+ Nasiana sary sokitra hoatr’izany ilay tempoly manontolo.
19 Nanatrika an’ilay hazo palmie teo amin’ny andaniny ilay tarehin’olona, ary nanatrika an’ilay hazo palmie teo amin’ny ankilany kosa ilay tarehina liona.*+ Nasiana sary sokitra hoatr’izany ilay tempoly manontolo.