-
1 Mpanjaka 6:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Hazo kesika no nanaovana an’ireo varavarana roa, ary nasiany sary sokitra kerobima sy hazo palmie ary voninkazo mamelana teo amin’izy ireo. Ary nopetahany takela-bolamena ireo varavarana, ka nokapokapohiny teo ambonin’ireo sarina kerobima sy sarina hazo palmie ilay takela-bolamena mba hametahana an’ilay izy.
-