1 Tantara 27:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Benaia,+ zanak’i Joiada+ lehiben’ny mpisorona, no lehiben’ny antoko-mpanompo fahatelo voatendry hanompo tamin’ny volana fahatelo. Nisy 24 000 ny tao amin’ny antoko-miaramilany.
5 I Benaia,+ zanak’i Joiada+ lehiben’ny mpisorona, no lehiben’ny antoko-mpanompo fahatelo voatendry hanompo tamin’ny volana fahatelo. Nisy 24 000 ny tao amin’ny antoko-miaramilany.