-
Eksodosy 40:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany no hanangananao ny tranolay masina, izany hoe ny tranolay fihaonana.+
-
-
2 Tantara 1:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia niala teo anoloan’ny tranolay fihaonana tany amin’ny toerana avo, tany Gibeona,+ i Solomona ka nankany Jerosalema. Nanjaka teo amin’ny Israely izy.
-