-
Eksodosy 25:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia atsofohy ao amin’ireo tahony boribory eo amin’ny lafiny roa ireo bao ireo, mba hilanjana an’ilay Vata.
-
-
Eksodosy 37:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary nanao bao filanjana tamin’ny hazo akasia izy, ary nopetahany takela-bolamena izany.+
-