FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa nijanona teny lavidavitra teny foana ny vahoaka, fa i Mosesy kosa nanatona an’ilay rahona mainty nisy an’ilay tena Andriamanitra.+

  • Deoteronomia 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Ireo didy* ireo no nolazain’i Jehovah taminareo rehetra tafavory teo amin’ilay tendrombohitra, ary nilaza an’izany tamin’ny feo mafy avy tao anaty afo sy rahona ary haizim-pito+ izy. Tsy nasiany fanampiny ireo didy ireo. Dia nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ireo ka nomeny ahy.+

  • 2 Tantara 6:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy i Solomona tamin’izay: “Nilaza i Jehovah fa honina ao amin’ny haizim-pito izy.+ 2 Efa nahavita trano be voninahitra ho anao aho, dia toerana honenanao mandrakizay.”+

  • Salamo 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nataony nanarona azy ny haizina.+

      Nataony nanodidina azy toy ny tranolay

      Ny rahona mainty sy matevina.+

  • Salamo 97:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy;+

      Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara