FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 6:14-17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, tsy misy Andriamanitra hoatr’anao na any an-danitra na etỳ an-tany. Manaja fifanekena ianao, ary tia an’izay manompo anao amin’ny fony manontolo sady tsy mivadika aminy.+ 15 Notanterahinao ny fampanantenana nataonao tamin’i Davida raiko mpanomponao.+ Ianao mihitsy no nampanantena, ary ianao mihitsy no nanatanteraka an’izany androany.+ 16 Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, tanteraho àry ilay fampanantenana nataonao tamin’i Davida raiko mpanomponao hoe: ‘Hisy lehilahy avy amin’ny taranakao foana hipetraka eo anatrehako, eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely, raha mitandrina tsara ny taranakao ka mankatò ny lalàko,+ tahaka ny nanarahanao an’izay natoroko anao.’+ 17 Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, mba tanteraho re ny fampanantenana nataonao tamin’i Davida mpanomponao e!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara