Eksodosy 20:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Alitara tany no ataovy ho ahy, ary ataovy sorona eo amboniny ny fanatitra dorana, ny sorona iombonana,* ny ondrinao, ary ny ombinao. Ary ho any aminao aho ka hitahy anao, any amin’izay toerana rehetra hofidiko hahatsiarovana ny anarako.+ 2 Samoela 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
24 Alitara tany no ataovy ho ahy, ary ataovy sorona eo amboniny ny fanatitra dorana, ny sorona iombonana,* ny ondrinao, ary ny ombinao. Ary ho any aminao aho ka hitahy anao, any amin’izay toerana rehetra hofidiko hahatsiarovana ny anarako.+