Levitikosy 26:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mpanjaka 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nisy mosary mafy+ àry tao Samaria. Nataon’izy ireo fahirano izy io, ka lasa volafotsy 80 sekely ny vidin’ny lohan’ampondra iray,+ ary volafotsy 5 sekely ny taim-boromailala ampahefatry ny kaba.*
25 Nisy mosary mafy+ àry tao Samaria. Nataon’izy ireo fahirano izy io, ka lasa volafotsy 80 sekely ny vidin’ny lohan’ampondra iray,+ ary volafotsy 5 sekely ny taim-boromailala ampahefatry ny kaba.*