2 Tantara 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 I Hezekia no nanentsina ny loharano+ ambony tao Gihona,+ sy namily an’ilay rano hidina hiankandrefana nankany amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary nahomby izy tamin’izay rehetra nataony.
30 I Hezekia no nanentsina ny loharano+ ambony tao Gihona,+ sy namily an’ilay rano hidina hiankandrefana nankany amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary nahomby izy tamin’izay rehetra nataony.