Salamo 78:70 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 70 Nifidy an’i Davida+ mpanompony izy,Ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry,+ Salamo 78:72 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 72 Niandry azy ireo tamin’ny fo mahitsy izy,*+Ary hainy tsara* ny nitarika azy ireo.+
70 Nifidy an’i Davida+ mpanompony izy,Ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry,+ Salamo 78:72 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 72 Niandry azy ireo tamin’ny fo mahitsy izy,*+Ary hainy tsara* ny nitarika azy ireo.+