2 Samoela 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nampidirina tao amin’ny tranolay ilay Vata masin’i Jehovah, ary napetraka teo amin’ny toerany. Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io.+ Dia nanolotra fanatitra dorana+ sy sorona iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah+ izy.
17 Koa nampidirina tao amin’ny tranolay ilay Vata masin’i Jehovah, ary napetraka teo amin’ny toerany. Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io.+ Dia nanolotra fanatitra dorana+ sy sorona iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah+ izy.