Deoteronomia 28:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hihorohoro daholo ny firenena rehefa mahita an’izay manjo anao, ary hesoesoiny sy hataony fihomehezana* ianao, any amin’ny firenena rehetra hitondran’i Jehovah anao.+ Salamo 44:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Avelanao hesoesoin’ireo firenena* izahay,+Ka mihivingivin-doha ireo vahoaka mahita anay.
37 Dia hihorohoro daholo ny firenena rehefa mahita an’izay manjo anao, ary hesoesoiny sy hataony fihomehezana* ianao, any amin’ny firenena rehetra hitondran’i Jehovah anao.+