5Rehefa henon’i Hirama, mpanjakan’i Tyro,+ fa i Solomona no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy, dia naniraka ny mpanompony ho any amin’i Solomona izy. Efa naman’i* Davida hatramin’izay mantsy i Hirama.+
7 Faly be i Hirama naheno ny tenin’i Solomona, ka nilaza hoe: “Hoderaina anie i Jehovah ankehitriny, satria nanome zanaka hendry an’i Davida izy mba hitondra an’izany vahoaka be* izany!”+