-
2 Tantara 9:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Henon’ny mpanjakavavin’i Sheba+ ny lazan’i Solomona, ka tonga tany Jerosalema izy mba hitsapa an’i Solomona tamin’ny fanontaniana saro-baliana.* Nisy mpanompo* maro be koa niaraka taminy, dia nisy rameva nitondra menaka balsama sy volamena+ be dia be ary vatosoa. Ary nankao amin’i Solomona izy, ka nilaza taminy an’izay rehetra tao am-pony.+ 2 Dia voavalin’i Solomona daholo ny fanontaniany. Tsy nisy zavatra sarotra loatra* tamin’i Solomona ka hoe tsy hainy ny nanazava azy.
-