2 Tantara 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nomen’i Solomona Mpanjaka ho an’ny mpanjakavavin’i Sheba koa izay rehetra niriny sy nangatahiny, mihoatra noho izay* efa nentiny ho an’ny mpanjaka. Dia lasa nody tany amin’ny taniny ilay mpanjakavavy sy ny mpanompony.+
12 Nomen’i Solomona Mpanjaka ho an’ny mpanjakavavin’i Sheba koa izay rehetra niriny sy nangatahiny, mihoatra noho izay* efa nentiny ho an’ny mpanjaka. Dia lasa nody tany amin’ny taniny ilay mpanjakavavy sy ny mpanompony.+