-
Nomery 23:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Io misy firenena! Hitsangana hoatran’ny liona izy.
Hijoro toy ny liona izy,+
Ka tsy hatory raha tsy efa avy mihinana remby,
Sy avy misotro ny ran’izay novonoiny.”
-
-
Nomery 24:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Mipetraka ambany izy, ary mitsilailay hoatran’ny liona,
Toy ny liona izy, ka iza no sahy hanaitra azy?
Mahazo fitahiana izay mitso-drano anao,
Fa voaozona kosa izay manozona anao.”+
-