Levitikosy 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Aza misy atolotra* ho an’i Moleka ny taranakao.+ Aza zimbazimbaina hoatr’izany ny anaran’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah. Asan’ny Apostoly 7:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Tsy izaho, fa ny tranolain’i Moloka+ sy ilay kintana andriamanitra atao hoe Refana izay nentinareo, dia ireo sarivongana nataonareo hivavahana. Koa hataoko sesitany lavitra an’i Babylona ianareo.’+
21 “‘Aza misy atolotra* ho an’i Moleka ny taranakao.+ Aza zimbazimbaina hoatr’izany ny anaran’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.
43 Tsy izaho, fa ny tranolain’i Moloka+ sy ilay kintana andriamanitra atao hoe Refana izay nentinareo, dia ireo sarivongana nataonareo hivavahana. Koa hataoko sesitany lavitra an’i Babylona ianareo.’+