1 Mpanjaka 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitro ô, efa nataonao mpanjaka handimby an’i Davida raiko izaho mpanomponao, nefa izaho mbola kely* sady mbola tsy dia nahita fiainana.*+
7 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitro ô, efa nataonao mpanjaka handimby an’i Davida raiko izaho mpanomponao, nefa izaho mbola kely* sady mbola tsy dia nahita fiainana.*+