-
2 Samoela 10:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Nandositra ny Israely anefa ny Syrianina. Ary mpitondra kalesy 700 sy mpitaingin-tsoavaly 40 000 no matin’i Davida. Nasiany koa i Sobaka lehiben’ny tafik’izy ireo ka maty.+
-