FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha vao henon’ny Israely rehetra fa tafaverina i Jeroboama, dia nantsoin’izy ireo hankeo amin’ny vahoaka izy, ka nataony mpanjaka teo amin’ny Israely rehetra.+ Tsy nisy vahoaka nanaraka ny taranak’i Davida, afa-tsy ny fokon’i Joda.+

  • 2 Tantara 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia hoy ny Israely rehetra, rehefa tsy nety nihaino azy ireo ny mpanjaka: “Inona moa no mba anjaranay any amin’i Davida? Tsy misy lovanay ange any amin’ny zanak’i Jese e! Samia mankany amin’ny andriamaniny avy, ry Israely ô! Karakarao amin’izay ny taranakao, ry Davida ô!”+ Dia nody tany an-tranony* ny Israely rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara