1 Mpanjaka 14:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’i Jerosalema+ i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta.
25 Tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’i Jerosalema+ i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta.