FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 10:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy nanaraka ny soso-kevitr’ireo zokiolona* anefa izy, fa nanontany an’ireo tovolahy niara-lehibe taminy sady mpanompony.+ 9 Hoy izy: “Ahoana no havalintsika ny vahoaka, araka ny hevitrareo? Niteny tamiko mantsy ry zareo hoe: ‘Mba hamaivano ny zioga nampitondrain’ny rainao anay.’” 10 Dia hoy ireo tovolahy niara-lehibe taminy: “Niteny taminao ny vahoaka hoe: ‘Nampitondra zioga mavesatra anay ny rainao, fa mba hamaivano kosa izany.’ Dia izao lazaina aminy: ‘Ho lehibe noho ny andilan’ny raiko ny ankikeliko. 11 Nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, fa izaho kosa vao mainka hanampy ny zioganareo. Ny raiko nanafay anareo tamin’ny karavasy tsotra, fa izaho kosa hanafay anareo amin’ny karavasy misy zava-maranitra.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara