FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 20:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Adorama+ no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;

  • 1 Mpanjaka 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ahisara no niandraikitra ny tao an-dapa; ary Adonirama+ zanak’i Abda no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka.+

  • 1 Mpanjaka 5:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nampiantso olona avy tamin’ny Israely rehetra i Solomona Mpanjaka mba hanao fanompoana, ka lehilahy 30 000 no voantso.+ 14 Nalefany nifandimby nankany Libàna izy ireo, ka 10 000 isam-bolana no niara-nalefany. Nijanona iray volana tany Libàna izy ireo, ary roa volana tany an-tranony. I Adonirama+ no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara