2 Tantara 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nivory tao Jerosalema i Rehoboama sy ny andrianan’ny Joda satria natahotra an’i Sisaka. Dia tonga teo amin’izy ireo i Semaia+ mpaminany, ka niteny hoe: “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Ianareo efa nahafoy ahy, ka mba afoiko+ eo an-tanan’i Sisaka koa.’”
5 Nivory tao Jerosalema i Rehoboama sy ny andrianan’ny Joda satria natahotra an’i Sisaka. Dia tonga teo amin’izy ireo i Semaia+ mpaminany, ka niteny hoe: “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Ianareo efa nahafoy ahy, ka mba afoiko+ eo an-tanan’i Sisaka koa.’”