FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia nitodika i Josia ka nahita an’ireo fasana teny an-tendrombohitra. Nasainy nalaina àry ny taolam-paty tao amin’izy ireny, ka nodorany teo ambonin’ilay alitara, mba tsy ho mendrika hampiasaina amin’ny fivavahana intsony ilay alitara. Dia tanteraka ny tenin’i Jehovah nambaran’ilay lehilahin’Andriamanitra, izay nilaza mialoha fa hitranga izany.+ 17 Ary hoy i Josia: “Fasan’iza irỳ misy tsangambato tazako irỳ?” Dia hoy ny olona tao an-tanàna: “Fasan’ilay lehilahin’Andriamanitra avy any Joda+ io. Izy ilay nilaza mialoha an’izao zavatra nataonao tamin’ilay alitara teto Betela izao.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara