-
1 Mpanjaka 13:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Koa niteny mafy tamin’ilay lehilahin’Andriamanitra avy any Joda izy hoe: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Nikomy tsy nanaraka ny baikon’i Jehovah ianao, ary tsy nankatò ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, 22 fa niverina mba hihinan-kanina sy hisotro rano tany amin’ilay toerana efa nolazaina taminao hoe: “Aza mihinan-kanina na misotro rano any.” Noho izany, dia tsy ho tonga any amin’ny fasan-drazanao+ ny fatinao.’”
-