-
1 Mpanjaka 11:30, 31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia nesorin’i Ahia ilay akanjo vaovao nanaovany, ka norovidrovitiny ho 12. 31 Ary hoy izy tamin’i Jeroboama:
“Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hendahako tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+
-