2 Tantara 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny lisitry ny tetirazana,* ao amin’ny asa soratr’i Semaia+ mpaminany sy Ido+ mpahita fahitana ve ny tantaran’i Rehoboama, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany? Ary niady foana i Rehoboama sy Jeroboama.+ 2 Tantara 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nandeha niady àry i Abia, niaraka tamin’ny miaramila matanjaka 400 000 efa zatra ady.*+ I Jeroboama kosa nandahatra miaramila matanjaka 800 000 efa zatra ady* mba hiady aminy.
15 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny lisitry ny tetirazana,* ao amin’ny asa soratr’i Semaia+ mpaminany sy Ido+ mpahita fahitana ve ny tantaran’i Rehoboama, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany? Ary niady foana i Rehoboama sy Jeroboama.+
3 Nandeha niady àry i Abia, niaraka tamin’ny miaramila matanjaka 400 000 efa zatra ady.*+ I Jeroboama kosa nandahatra miaramila matanjaka 800 000 efa zatra ady* mba hiady aminy.