-
2 Tantara 12:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nanamafy orina ny toerany tao Jerosalema i Rehoboama Mpanjaka, ka mbola nanjaka foana. Lasa mpanjaka i Rehoboama tamin’izy 41 taona, ary 17 taona no nanjakany tao Jerosalema, ilay tanàna nofidin’i Jehovah teo amin’ny foko rehetra teo amin’ny Israely mba hametrahany ny anarany. Nama no anaran-dreniny, ary Amonita+ izy io.
-