2 Tantara 13:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Lasa mpanjakan’ny Joda i Abia tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Jeroboama Mpanjaka.+ 2 Nanjaka telo taona tany Jerosalema izy. Mikaia+ no anaran-dreniny, ary zanakavavin’i Oriela avy any Gibea+ izy io. Ary niady i Abia sy Jeroboama.+
13 Lasa mpanjakan’ny Joda i Abia tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Jeroboama Mpanjaka.+ 2 Nanjaka telo taona tany Jerosalema izy. Mikaia+ no anaran-dreniny, ary zanakavavin’i Oriela avy any Gibea+ izy io. Ary niady i Abia sy Jeroboama.+