2 Tantara 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Efa voasoratra ao amin’ny asa soratr’i* Ido mpaminany daholo ny sisa amin’ny tantaran’i Abia, dia ny zavatra nataony sy nolazainy.+
22 Efa voasoratra ao amin’ny asa soratr’i* Ido mpaminany daholo ny sisa amin’ny tantaran’i Abia, dia ny zavatra nataony sy nolazainy.+