1 Mpanjaka 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Naharitra 22 taona ny fotoana* nanjakan’i Jeroboama, dia nodimandry any amin’ny razambeny izy.+ Ary i Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy.+
20 Naharitra 22 taona ny fotoana* nanjakan’i Jeroboama, dia nodimandry any amin’ny razambeny izy.+ Ary i Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy.+