-
1 Mpanjaka 16:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tamin’ny alalan’i Jeho mpaminany zanak’i Hanany koa i Jehovah no nilaza ny fanamelohany an’i Basa sy ny ankohonany. Nomelohina izy ireo noho ny ratsy rehetra nataony teo imason’i Jehovah, dia ny nanaovany izay hampahatezitra Azy toy ny nataon’ny ankohonan’i Jeroboama. Nomelohina koa izy ireo noho ny namonoany an’i Nadaba.+
-