FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Elteke, Gibetona,+ Baleta,

  • Josoa 19:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Dana, araka ny fianakaviany avy. Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.

  • Josoa 21:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nomena tanàna avy tamin’ny fokon’i Efraima, tamin’ny antsapaka, ny sisa tamin’ny fianakavian’ny Kehatita anisan’ny Levita.

  • Josoa 21:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny avy tamin’ny fokon’i Dana dia i Elteke sy ny kijanany, Gibetona sy ny kijanany,

  • 1 Mpanjaka 15:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nanao tetika hamelezana an’i Nadaba i Basa zanak’i Ahia anisan’ny taranak’Isakara, ka namely azy tao Gibetona,+ izay an’ny Filistinina. Nanao fahirano an’i Gibetona i Nadaba sy ny Israely rehetra tamin’izay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara