1 Tantara 12:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao ny isan’ny miaramila nitondra fitaovam-piadiana sady vonona handeha hiady, ka tonga tany amin’i Davida tao Hebrona+ mba hamindra ny fanjakan’i Saoly amin’i Davida, araka ny didin’i Jehovah.+
23 Izao ny isan’ny miaramila nitondra fitaovam-piadiana sady vonona handeha hiady, ka tonga tany amin’i Davida tao Hebrona+ mba hamindra ny fanjakan’i Saoly amin’i Davida, araka ny didin’i Jehovah.+