FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Arodano kosa ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.*+

  • 2 Mpanjaka 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia navoakan’izy ireo ny tsato-kazo* masina+ tao an-tranon’i Bala, ka nodorany tsirairay.+

  • 2 Mpanjaka 10:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nofongoran’i Jeho tsy ho eo amin’ny Israely àry i Bala.

  • 2 Mpanjaka 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy niala tamin’ny fahotan’ny ankohonan’i Jeroboama anefa izy ireo, dia ny fahotana nataon’ny Israely noho ny fitaoman’i Jeroboama.+ Nanao an’izany foana izy ireo,* ary na ilay tsato-kazo masina*+ aza mbola nitsangana tany Samaria ihany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara