2 Samoela 5:4, 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lasa mpanjaka i Davida tamin’izy 30 taona, ary nanjaka nandritra ny 40 taona+ izy. 5 Nanjaka teo amin’ny Joda nandritra ny 7 taona sy tapany izy tao Hebrona, ary nanjaka teo amin’ny Israely rehetra sy ny Joda nandritra ny 33 taona tao Jerosalema.+
4 Lasa mpanjaka i Davida tamin’izy 30 taona, ary nanjaka nandritra ny 40 taona+ izy. 5 Nanjaka teo amin’ny Joda nandritra ny 7 taona sy tapany izy tao Hebrona, ary nanjaka teo amin’ny Israely rehetra sy ny Joda nandritra ny 33 taona tao Jerosalema.+