-
Salamo 37:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ho tapaka mantsy ny sandrin’ny ratsy fanahy,
Fa i Jehovah kosa hanampy ny olo-marina.
-
-
Salamo 37:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy ho menatra izy ireo amin’ny fotoam-pahoriana;
Hanana sakafo be dia be izy ireo amin’ny fotoanan’ny mosary.
-