-
2 Mpanjaka 4:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Hoy foana izy tamin-drainy: “Marary be ny lohako! Marary be ny lohako!” Dia hoy ny rainy tamin’ny mpanompo: “Ento any amin’ny reniny izy.” 20 Nentin’ilay mpanompo niverina tany amin-dreniny àry ilay zazalahy. Dia nampofoin-dreniny izy mandra-pitataovovonan’ny andro, ary maty avy eo.+
-