-
Joba 13:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa manoratra zavatra hiampangana ahy foana ianao, sady mangidy amiko ireny fiampangana ireny,
Ary sazinao aho noho ny fahotana vitako tamin’izaho mbola tanora.
-