-
Lioka 4:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Lazaiko marina aminareo, ohatra, fa be dia be ny vehivavy mpitondratena teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elia, rehefa nihantona telo taona sy tapany ny orana, ka nisy mosary mafy nanerana an’ilay tany.+
-
-
Jakoba 5:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Olona nanana fihetseham-po hoatran’ny antsika ihany i Elia. Nivavaka mafy anefa izy mba tsy hilatsaka ny orana, dia tsy nisy orana teo amin’ilay tany, nandritra ny telo taona sy tapany.+
-