-
Salamo 65:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Mikoriana foana ny renirano avy amin’Andriamanitra;
Manome vokatra ho an’ny olona ianao,+
Satria efa nomaninao ho amin’izany ny tany.
-
-
Jeremia 14:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Misy mahavita mandatsaka orana ve ireo sampy tsy misy dikany tompoin’ireo firenena,
Na mahavita mandrotsaka oram-be ve raha ny lanitra fotsiny?
Tsy Ianao irery ihany ve no mahavita an’izany, ry Jehovah Andriamanitray ô?+
Koa ianao no antenainay,
Satria ianao ihany no manao an’izany rehetra izany.
-